|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ala kaforo
Mots élémentaires  2 ala, 3 kaforo
Partie du discours  4  locution
Explications en anglais  5 A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year.. [1.2]
Explications en français  6 nom d'un destin. [1.3]
Exemples  7  Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381#]
8  Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69]
Vocabulaire  9  Croyances

Entrée (2/2)10  alakaforo
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12 Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena.. [1.1]
Explications en français  13 opiniâtreté, persistence. [1.3]
Vocabulaire  14  Emotions

Anagrammes  15 ala kaforo, alakaforo

Mis à jour le 2025/11/09